Entrée miraikiraiky (raikiraiky)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Varimbariana, misalasala be ihany, miadam-piasa
¶ Adaladala, mitahontahona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to lean from side to side, to trotter, to reel, to be confused. Comp. Raika [Richardson 1885]
Morphologie 
miraikiraiky
niraikiraiky
hiraikiraiky
miraikiraike
Exemples Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry. [Baiboly: 24:020:001/Ohabolana 20:1..]
Citations 

Mis à jour le 2013/05/06