|
|
|
|

Entrée1  mivonto
Radical  2  vonto
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny
5  Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Mivonto ny tenany
6  Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona [1.1]
Explications en anglais  7  to swell up, to puff out [1.7]
Explications en français  8  s'enfler [1.8]
9  ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13]
Exemples  10  raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48]
Vocabulaire  11  Santé
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Analogues  16  mibokitra, mivohitra, mibonabona, mibontsina, mibontana, mizihitra, mivozihitra
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot mivonto

Anagrammes  20  mivonto, notovim, tinovom

Mis à jour le 2023/01/20