|
|
|
|

Entrée1  mivily
Radical  2  vily
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka voatery nivily lalana aho
Miolaka, miolika, misafelika: Mivily any andrefana ity lalana ity
Miala: Nivily tamin' ny tala-mahitsy izy
Mihazo: Nivily nanhamin' ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny
Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin' i Koto ny vato natorak' Ibalita ka saiky nahavoa azy
Explications en anglais  5  [1.7] to turn aside, to go astray
Explications en français  6  [1.8] se détourner du chemin s'égarer
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot mivily

Mis à jour le 2023/01/20