|
|
|
|

Entrée1  mivezivezy
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  vezivezy
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mandeha atsý sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran' ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita
Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin' ity ala diavintsika ity
9  [1.32.mg#277] to roam
Explications en anglais  10  [1.7] to wander, to ramble
Explications en français  11  [1.8] errer par-ci par-là
Exemples  12  [2.470] Raha mivezivezy amin' ny fandrosoan-tsakafo eo izy, dia tsy adinony velively izy efatra mianadahy zanany:
13  [2.472] Nisy andian-miaramila nivezivezy isan' alina.
Analogues  14  mivoivoy, miasa dia, mandehandeha, mivezika atsy mivezika aroa, maniasia, miriorio, misedisedy, mirenireny, mipempena, manjenjena, mihelohelo, mihenjy, misiontsiona, mijongojongo, mizionjiona, miselontselona, mitsakatsaka, mihebikebika, mihebiheby, mijaingijaingy, tsy mahatombin-tsiraka, firaka atakalo, misidiondiona
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mivezivezy

Mis à jour le 2025/07/29