|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mivandravandra
Radical  2  vandravandra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mijery amin' ny maso midiridiry feno hatezerana: Nivandravandra erý izy nijery ahy niteny azy
5  Miharihary, miseho tsara: Mivandravandra izao ny ratsy nataonao [1.1]
Explications en anglais  6  to be glassy-eyed; to glare, to look fierce [1.7]
Explications en français  7  avoir le regard menaçant [1.8]
Exemples  8  nivandravandra ahy izy mianaka. [2.471]
9  Vao nanomboka niteny Ravoahangy, dia nivandravandra ny miaramilam-potaka nijery azy. [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Entrée (2/2)14  mivandravandrà
Radical  15  vandravandra
Partie du discours  16  impératif du verbe actif mivandravandra [Liste complète]
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]

Anagrammes  19  ivandravandram, mivandravandrà, mivandravandra

Mis à jour le 2023/01/20