|
|
|
|

Entrée1  mivaly
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  valy
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Misy valiny: Mbola tsy nivaly ihany ny taratasy nalefako tany amin' ny Minisitry ny Fampianarana
Misy setriny: Mahareta fa mbola hivaly ihany izao fihafianao izao indray andro any!
Hita ao ambadika: Manify ny taratasy ka mivaly ao ambadika ny soratra
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot mivaly

Anagrammes  9  avilim, mivaly

Mis à jour le 2025/01/21