Entrée (1/2) | 1 mitsingadina |
Radical | 2 tsingadina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mianjera, mivarina: Nitsingadina tany an-tevana ny ombin-dRakoto, ka maty 5 Mikodiadia: Aza avala hitsingadina eo amin' ny vovoka ireo ankizy ireo sao ho azon' ny sery 6 Resy, maty antoka: Nitsingadina mihitsy aho tamin' ny nivarotako ny tanimbariko [1.1] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 mitsingadìna |
Radical | 12 tsingadina |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif mitsingadina [Liste complète] |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Anagrammes | 16 itsingadinam, mitsingadìna, mitsingadina |
Mis à jour le 2023/01/20 |