|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitsika
Radical  2  tsika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza rano mivoaka tsikelikely avy amin-javatra iray ka maninteraka io zavatra io: Avy nitsika tamin' ny vato ity rano eto amintsika ity
Manamika: Ny anolanana ny lamba avy nosasana diamba hahazoan' ny rano mitsika tsara
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Mots composés 

Entrée (2/2)10  mitsika
Partie du discours  11  verbe actif
Explications en malgache  12  [1.78] [Tambahoaka] mifosa

Anagrammes  13  atsikim, matsiky, mikatsy, mitsaky, mitsika, tsamiky

Mis à jour le 2023/10/04