Entrée | 1 mitsaraingona |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 tsaraingona |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Misalovana namisosoka eo anoloan' olona: Mikisaha kely ianao fa aza mitsaraingona eo anoloan' io olona tokony ho raibenao io Mitsabaka amin' ny raharahan' olona Manapaka tenin' olona, mitsatsaingoka: Tsy menatra akory izy nitsaraingona, pietà ny mpampianatra azy mbola miteny |
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot mitsaraingona |
Anagrammes | 10 itsaraingonam, mitsaraingona |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |