|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mitsara
Radical  2  tsara
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manapaka, manelanelana: Izy no nitsara ny adinareo sy Rabe ~ Rakoto no nitsara ny baolina tamin' ny Alahady
5  Mandanjalanja ka manapaka ny momba...: Rakoto no nitsara ireto voampanga ireto
6  Manombana, milaza izay hevitry ny tena momba...: Tena nitsara azy marina ianao: olona tsy azo itokiana tokoa raha izy iny! ~ Aza mitsara ratsy ny namana
7  Manavaka ka milaza izay tena izy marina: Ny maso no mitsara ny volon-doko [1.1]
Explications en anglais  8  to judge [1.7]
Explications en français  9  juger [1.3#753, 1.8]
10  corriger [1.8]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Phytonymes 

Entrée (2/3)17  mitsa
Radical  18  tsara
Partie du discours  19  impératif du verbe actif mitsara [Liste complète]
Explications en malgache  20  [1.1]
Explications en français  21  [1.3]

Entrée (3/3)22  mitsara
Partie du discours  23  verbe actif
Explications en malgache  24  miteny [Bara] [1.78]

Anagrammes  25  asitram, itsaram, maratsy, misatra, mitsara, mitsarà, samatry, tsaraim

Mis à jour le 2021/11/27