Entrée mitsapa (tsapa)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mikasika amin' ny tanana: Isaky ny adiny iray dia mitsapa ny lohan-janany foana Ramatoa io fa atahorany sao manavy, hono
¶ Manandrana: Omaly i dada no nitsapa ilay fiarakodia vao novidiny
¶ Mijery izay tena toetran' ny zavatra iray marina: Aoka aho handeha aloha hitsapa ny halalin' ny rano
¶ Mamangy amin' ny fahoriana raha misy maty: Lasa nitsapa alahelo an-dry zareo atsy avaratra i dada sy neny. [Rajemisa 1985]
  [Taisaka] manjono amin'ny tanana [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise to touch, to feel of; to console [Hallanger 1973]
Définition française toucher; palper; consoler [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitsapa
nitsapa
hitsapa
mitsapà
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée mitsapà (tsapa)
Partie du discours impératif du verbe actif mitsapa [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2017/03/12