Entrée mitsaka (tsaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mita rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Eto no mitsaka ny olona fa sady marivorivo eto no tsy misy voay hatahorana [1.1]
  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] Mita rano [1.78]
Morphologie 
Présent : mitsaka
Passé : nitsaka
Futur : hitsaka
Impératif : mitsakà

Entrée mitsaka (tsaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Enti-milaza zava-maranitra milentika, mitrobaka, miaraka amin' ny feo manokana [1.1]
Morphologie 
Présent : mitsaka
Passé : nitsaka
Futur : hitsaka
Impératif : mitsakà

Entrée mitsakà (tsaka)
Partie du discours impératif du verbe actif mitsaka [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31