Entrée mitraka (traka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manarina ny loha: Aza miondrika fa mitrakà
¶ Miarina miatrana tsara: Mitraka tsara ity zana-kazo ity ka hijoro hahafinaritra io rehefa lehibe; (mifan. aminy: miondrika, mitanondrika) [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitraka
nitraka
hitraka
mitrakà
Citations 

Entrée mitrakà (traka)
Partie du discours impératif du verbe actif mitraka [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/05/23