|
|
|
|

Entrée1  mitrahotraho ny ranomaso
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1]
Synonymes  4  manganohano ny ranomaso, mihandrohandro ny ranomaso
Mots élémentaires  5  mitrahotraho, ranomaso

Mis à jour le 2023/06/19