Entrée | 1 mitoraka |
Radical | 2 toraka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manipy vato amin-javatra mbahahavoa azy: Nitora-bato ny voronay izy 5 Mizotra mahitsy: Nitoraka nianatsimo izy nony tonga teo amin' io havoana io [1.1] |
Explications en anglais |
6 to throw [1.7] |
Explications en français |
7 Lancer quelque chose, jeter contre ; se diriger vers, se dit d’un chemin, d’un pays qu’on indique: Nitora-defona ny lambo aho ka matiko izy (J’ai lancé la sagaie contre le sanglier et je l’ai tué) ~ Iny làlana mitoraka miankandrefana iny aleha (Prenez ce chemin qui se dirige vers l’ouest) [1.3#730] 8 jeter, lancer [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 16 maitroka, miokatra, mirotaka, mitaroka, mitoraka, mitraoka, mitroaka |
Mis à jour le 2024/09/17 |