|
|
|
|

Entrée1  mitodika
Radical  2 todika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mihodina (enti-milaza ny loha na ny maso mihodina na miherika amin' ny zavatra na olona eo anindrana na any an-damosina), miherika: Aza mitodika lava any aoriana ao ampiangonana ~ Tsara ihany ny mitodika ny Iota mba hianarana mitsinjo ny ho avy. [1.1]
Explications en anglais  5 to turn to look; to turn around, to turn toward something. [1.7]
Explications en français  6 tourner la tête vers quelque chose, se tourner vers quelque chose. [1.8]
7 s'orienter vers, se diriger vers. [1.13]
Exemples  8  Fa tsy mbola novalianao ny fanontaniako faharoa, hoy indray izy nitodika tany amiko. [2.471]
9  tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana. [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés  14  3 combinaisons de ce mot
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09