|
|
|
|

Entrée1  mitelina
Radical  2  telina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Managorodana na mamarina any an-tenda: Mitelina vary [1.1]
Explications en anglais  5  to swallow [1.7]
Explications en français  6  avaler [1.8]
Exemples  7  Ataovy misotro rano kely foana izy na dia marary aza ny mitelina. [2.424#]
8  tsy mitondra antsy handidiana, tsy mila famaky hikapana, fa mitelina ihany. [1.406#]
9  Tsy hety ho lehilahy izay tsy mitsako ny sakafony ka mitelina ny otan' ny sasany. [2.285#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  16  ilmenita, mitelina

Mis à jour le 2023/07/02