Entrée mitatatra (tatatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana hoe Betsimitatatra
¶ Miasa manao tatatra amin' ny...: Ikotovao no nitatatra ny tanimbarin' i Dadabe [Rajemisa 1985]
 manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [SLP 1986]
Traduction anglaise to cut water-channels; to be ditched with water-channels [Hallanger 1973]
Traduction française creuser des rigoles dans; être coupé de rigoles [Hallanger 1974]
 drainer [SLP 1986]
Morphologie 
mitatatra
nitatatra
hitatatra
mitatara
Synonymes manatatra
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31