Entrée mitakoko (takoko)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mipetraka tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Mitakoko eo amorom-patana foana i Dadabe
Mipetraka, manjonitra na toa manjoretra rera-po, ketraka, kivy: Nitakoko izy noho ny fahoriana nanjo azy
Mitovy hevitra: mamokaiky ~ mandoroka ~ mangetoka ~ manjokaiky ~ manjonitra ~ manjoretra ~ mijakoko ~ mijakoretra ~ mijamoka ~ mitokiky ~ mivokaiky [1.1]
Explications en anglais To sit disconsolately with folded arms and in a stooping posture. [1.2]
 To squat; to sit disconsolately [1.7]
Explications en français S'accroupir; avoir une posture attristée [1.8]
Morphologie 
Présent : mitakoko
Passé : nitakoko
Futur : hitakoko
Impératif : mitakokoa
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20