Entrée manjokaiky (jokaiky)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo; mitakoko, manjonitra, manjoretra, manjonetra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manjokaiky
nanjokaiky
hanjokaiky
Synonymes mijokaiky
Exemples Mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Citations 

2012/06/11