|
|
|
|

Entrée1  mitahiry an-karon-doa-body
Mots élémentaires  2 mitahiry, 3 harona, 4 loaka, 5 vody
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 enti-milaza izay olona tsy mba manangona fa mandany izay rehetra azony; tsy mba mitsitsy fa izay rehetra azo lanina avokoa. [1.1]
Explications en français  8 Se disait de ceux qui dépensent follement leurs biens. [2.415#2354]

Mis à jour le 2025/10/11