|
|
|
|

Entrée1  mitahiry
Radical  2  tahiry
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manokana amin' ny toerana iray mba tsy ho lany na ho very na ho simba: Mitahiry vola hampianarany ny zanany rahatrizay izy
5  Mitana: Tsy nitahiry afa-tsy izay boky ilainy izy fa namidiny daholo ny sisa rehetra
6  Mitana amim-pitandremana, mampaharitra amin' ny toetra tsara: Nitahiry ny hadiovam-pony izy mandra-pahafatiny
7  Mampaharitra: Mitahiry izao tontolo izao Andriamanitra. [1.1]
Explications en anglais  8  to keep, to take care of, to guard [1.7]
Explications en français  9  conserver, garder [1.8]
Exemples  10  Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany. [2.424#]
11  Avoahy haingana re, Andriamatoa, raha misy fa mitahiry loza! [2.643#]
12  mitahiry tsiambaratelo mavesatra ny toerana maro any an' ala. [2.472#]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot mitahiry

Mis à jour le 2023/10/06