| Entrée (1/4) | 1 mitaha |
| Radical | 2 taha |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Milahatra miaraka amin' ny hafa mba hahitana izay tsara amin' izy ireo: Latsaka ambany itsy trano itsy raha mitaha amin' ity (mitovy amin' ny Miolotra).
5 Mahazo na mandray onitra noho ny fakan' ny lehilahy rafy na vady hafa. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be compared, to compare oneself.
[1.7] |
| Explications en français |
7 être comparé avec un autre; se mesurer avec quelqu'un.
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 12 Santé |
| Tous les mots composés | 13 tsy mena-mitaha |
| Entrée (2/4) | 14 mitaha |
| Partie du discours | 15 verbe actif |
| Explications en malgache |
16 mitady.
[Tanosy]
[1.78] |
| Entrée (3/4) | 17 mitaha |
| Radical | 18 taha |
| Partie du discours | 19 verbe actif |
| Explications en malgache |
20 mitsabo.
[Tambahoaka, Bara]
[1.78] 21 mitsabo marary. [Taisaka, Sihanaka] [1.78] |
| Vocabulaire | 22 Santé |
| Entrée (4/4) | 23 mitahà |
| Radical | 24 taha |
| Partie du discours | 25 impératif du verbe actif mitaha [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | 26 mahita, mahità, 27 matahy, 28 mitaha, mitahà |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|