|
|
|
|

Entrée1  mitafy
Radical  2  tafy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manarona ny tena amin' ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjaka amin' izao
Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan' ny vehivavy malagasy mitafy lamba!
Explications en anglais  5  [1.2] to dress; to wear the Lamba.
6  [1.7] to dress, to wear clothes
Explications en français  7  [1.8] se vêtir, porter tel vêtement
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mitafy

Anagrammes  16  fitiam, matify, mitafy

Mis à jour le 2023/01/20