Entrée mitafy (tafy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manarona ny tena amin' ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjaka amin' izao
¶ Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan' ny vehivavy malagasy mitafy lamba! [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to dress; to wear the Lamba. [Richardson 1885]
 to dress, to wear clothes [Hallanger 1973]
Définition française se vêtir, porter tel vêtement [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitafy
nitafy
hitafy
mitafia
Citations 

2012/09/21