|
|
|
|

Entrée1  misotro ron-danitra
Mots élémentaires  2  misotro, 3  ro, 4  lanitra
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  mandeha milanjalanja loha, milanja loha miavonavona, manao tsinontsinona ny torohevitra omena azy [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12