|
|
|
|

Entrée1  misoratra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  soratra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Mandatsaka anarana, manoratra ny anarana: Efa nisoratra omaly aho
Misy sorany na volon-doko: Tsy tiako ny lamba misoratra
Explications en anglais  10  [1.2#589] To be spotted, to be printed, to be striped, to be of different oolours; to be written
Explications en français  11  [1.3#632] S’inscrire, être écrit, rayé, dessiné
Exemples  12  [2.588#] ny rafitra rehetra misoratra ao dia asiany ny famaky sy ny kanonta;
13  [2.895#] Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany.
14  [2.114#] Tsy maintsy ho mpifidy ireo vavolombelona ireo ary misoratra anarana amin' ny lisitry ny mpifidy ao amin' izay biraom-pifidianana nisy ny fitrangan-javatra na misehoan' ny voalaza ho tsy ara-dalàna
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot misoratra

Anagrammes  16  Maroratsy, misoratra

Mis à jour le 2025/08/10