Entrée misompatra (sompatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao izay hahavoa ny sasany: Misompatra namana Ibalita ka tsy misy tia azy ny namany
¶ Manimba zavatr' olona noho ny haratsian-toetra fotsiny izao: Tsy tsara ny misompatra volin' olona [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to do wanton damage [Hallanger 1973]
Explications en français saboter, détruire par vandalisme [Hallanger 1974]
 voir manompatra [Beaujard 1998]
Morphologie 
misompatra
nisompatra
hisompatra
misompara
Synonymes manompatra
Exemples 
1Fandidiana mantsy ny savatsy, mihatra aman'aina ka ilana fitandremana fatratra sao misy fahavoazana na misy misompatra amin'ny ody ratsy. [Razafiarivony: Harivolana]
2Ny finoana no ahalalantsika kristianina fa misy ireo fanahy tsara sy fanahy ratsy atao hoe anjely sy demony: tena elanelan' ny tany sy ny lanitra izy ireo, fa tsy biby tsy olom-belona ary tsy Andriamanitra, fa ny anjely mitahy antsika ary ny demony misompatra antsika. [Rahajarizafy: Filozofia]
Citations 

Mis à jour le 2021/12/03