| Explications en malgache |
4 mivoha.
[Taisaka]
[1.78]
5 Afa-tsarona: Misokatra ny vata.
6 Mitanatana; mivelatra: Aza misoka-bava rehefa matory. / Misokatra ny boky.
7 Mivoha, mivoha voalohany: Tsy mbola nisokatra ny trano. / Mangazay vao nisokatra ity.
8 Azo (atao, aleha, iasana, anjonoana...): Misokatra izao ny lalana mianatsimo. / Misokatra ny fanjonoana any Manjakatompo.
9 Mihataka ny vavany, ny sisiny: Misokatra ny vavafery.
10 Heno mafy ary mazava: Efa nisokatra izany ny feonao farina teo iny.
[1.1]
|