Entrée misintona (sintona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana
Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano
Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1]
Exemples Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany. [2.472]
Morphologie 
Présent : misintona
Passé : nisintona
Futur : hisintona
Impératif : misintòna
Proverbes 

Entrée misintòna (sintona)
Partie du discours impératif du verbe actif misintona [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20