Entrée misimisy
Partie du discours nom
Exemples 
1Raha te-hamboly misimisy izahay, dia mampiasa tanin' olona isasahana. [2.472]
2Nomeko azy izay tokony ho vidin' ny omby roa, ary mbola nampiako vola misimisy ihany hiravoany miaraka amin' ny lafy valo. [2.471]
3Saropantarina mihitsy izay tokony ho marina, kanefa toa ity hevitra farany ity no misimisy kokoa. [1.38]
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31