|
|
|
|

Entrée (1/2)1 misavoana
Radical  2savoana
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Miakatra ambony eny amin' ny habakabaka: Nodakany nisavoana ny baolina.
5Misondrotra, midangana: Nisavoana tampoka teo ny vidin' ny hena.
6Lasa lavitra loatra: Misavoana izany hevitrao izany. [1.1]
Explications en anglais  7to fly high, to soar. [1.7]
Explications en français  8voler bien haut. [1.8]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :
12 Impératif :

Entrée (2/2)13 misavoàna
Radical  14savoana
Partie du discours  15 impératif du verbe actif misavoana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  16 amosavina, 17 misavoana, misavoàna, 18 voamasina

Mis à jour le 2025/11/06