Entrée misarangotra (sarangotra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamikitra mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Natahotra Ibalita kely ka nisarangotra tamin-dreniny [1.1]
Explications en anglais To try to scramble out of a hole by clawing the sides, etc. [1.2]
Morphologie 
Présent : misarangotra
Passé : nisarangotra
Futur : hisarangotra
Impératif : misarangota
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05