Entrée misarangotra (sarangotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamikitra mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Natahotra Ibalita kely ka nisarangotra tamin-dreniny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to try to scramble out of a hole by clawing the sides, etc. [Richardson 1885]
Morphologie 
misarangotra
nisarangotra
hisarangotra
misarangota
Citations 

2010/05/14