|
|
|
|

Entrée1  misandratra
Radical  2  sandratra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Miakatra, mianika amin' ny toerana avo, misondrotra, misavoana: Misandratra eny amin' ny habakabaka ny papangohazo
5  Miakatra amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Nisandratra kosa tato ho ato ny mpilalao baolin' i Madagasikara [1.1]
Explications en anglais  6  to rise; to be promoted [1.7]
Explications en français  7  s'élever; être promu en grade ou en dignité; cf. misondrotra [1.8]
Exemples  8  mba hisandratra ny aina! [2.48]
9  fa na intelo misandratra aza ny avoko
ka intelo tsinana ny Alahamady
ny fitia aza mba atao lany
[2.131]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  15  Mandritsara, misandratra

Mis à jour le 2023/08/11