|
|
|
|

Entrée1  misambotra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  sambotra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra; manenjika: Misambotra voangory ny ankizy rehefa hariva maizimbava vilany
Maka na mandray olona nahavita heloka; mibeda: Tonga ny polisy dia nisambotra ilay olon-dratsy
Mangataka vola na haninkohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Nisambotra valopolo tamiko Rakoto fa hadinony tany an-trano, hono, ny poketrany ~ Tonga teo Rasoa nisambo-bary fa rahariva, hono, hosoloany
Explications en anglais  11  [1.7] to capture; to borrow (when the thing borrowed is to be replaced, money)
Explications en français  12  [1.8] faire prisonnier, capturer; emprunter (quand la chose sera remplacée, comme le riz ou l'argent)
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot misambotra

Mis à jour le 2025/08/10