Entrée | 1 misamboaravoara |
Radical | 2 samboaravoara |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mihetsika mahery ka mitambolimbolina, mitroatra izaitsizy, mitopatopa sy mivalombalona fatratra ka mitsamboamboatra: Nisamboaravoara aoka izany ny ranomasina androany 5 Mitroatran-katezerana, mihavatravatra: Nisamboaravoara tamin' ny mpianatra izy fa nisy nananihany azy tamin' izy ireo [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be turbulent, to rise in waves [1.7] |
Explications en français |
7 être agité, s'agiter en vagues [1.8] |
Exemples |
8 tsy misy rivotra mitsoka fa tony dia tony ny habakabaka, nefa ny onja misamboaravoara, ary ny ampitso na afak' ampitso vao tonga ny tafiotra mahery arahin-dranonorana. [2.471] |
Morphologie |
|
Synonymes | 12 misamboara |
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 isamboaravoaram, misamboaravoara |
Mis à jour le 2023/01/20 |