|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misakana
Radical  2  sakana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivavahana
5  Mandrara: Nisakana azy tsy hanao izany herisetra izany araka izay azoko natao aho
6  Mampijanona: Misakana olona mandositra ~ Nisakana fiarakodia aho fa tsy nisy nety nandray
7  Manao izay tsy hahatanteraka: Ny lehiben' ny tanàna no nisakana izany zavatra tsy andrariny izany
8  Tsy mamela hivarotra (lova): Nisakana ny tanimbarinay etsy Andohatapenaka izy [1.1]
Explications en anglais  9  to hinder, to impede [1.7]
Explications en français  10  empêcher, faire obstacle [1.8]
Exemples  11  - Ka inona moa no misakana an' ise tsy hanao izany? [2.471]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)18  misakàna
Radical  19  sakana
Partie du discours  20  impératif du verbe actif misakana
Explications en malgache  21  [1.1]
Explications en français  22  [1.3]
Tableaux et planches  23  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  24  kamasina, mañisaka, misakana, misakàna, misanaka, kamasina, mañisaka, misakana, misakàna, misanaka

Mis à jour le 2023/01/20