Entrée miroa (roa)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Tsy fiteny afa-tsy raha miaraka amin' ny teny toy ny hoe hevitra, saina, tany, fonenana, lela..., ka ny heviny dia hoe: manana (hevitra...) tsy tokana fa roa: Miroa saina Rakoto: sady ta handeha no te hijanona [1.1]
Morphologie 
Présent : miroa
Passé : niroa
Futur : hiroa
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/17