Entrée miringiringy (ringiringy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miteronterona, mitsangana amin' ny rantsantongotra: Niringiringy teny ambony tamboho ny anao lahy ka nianjera
¶ Miavona ka mirehareha foana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miringiringy
niringiringy
hiringiringy
miringiringia
Exemples Aoka isika ry havana
mba tsy hisaraka an-tendrombohitra avo
ary tsy hisaraka ambonin'ny vato miringiringy
ary tsy hifandao an-tanety
fa akory kosa ity hadilana-mahia
ka mampisaraka antsika?
[Fox: Hainteny, numéro 193]
Citations 

2013/05/08