|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mirindrina
Radical  2  rindrina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo
5  Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy aman-trano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina [1.1]
Exemples  6  Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina. [2.996]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/3)14  mirindriña
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  manidintsidina [Tambahoaka] [1.78]

Entrée (3/3)17  mirindrìna
Radical  18  rindrina
Partie du discours  19  impératif du verbe actif mirindrina [Liste complète]
Explications en malgache  20  [1.1]
Explications en français  21  [1.3]
Exemples  22  Andeha, mirindrìna ao anatin'ny tranonao ianao. [2.996]

Anagrammes  23  irindrinam, mirindriña, mirindrìna, mirindrina

Mis à jour le 2023/10/16