|
|
|
|

Entrée1  mirimorimo
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  rimorimo
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Miezaka, mihazakazaka, miriotra, mimaona: Mirimorimo ny soavaly
Misafoaka: Raha vao tohina izy dia mirimorimo
Mimonomonona: Mirimorimo ny tandrimo
Mifioka, mibizizioka: Nirimorimo ny vaton' ny antsamotady ka taitra daholo izay rehetra tao
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mirimorimo

Anagrammes  10  mirimorimo, miromiromy

Mis à jour le 2025/07/29