Entrée mirazotra
Mots élémentaires mira ; zotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Tsipika mitovy elanelana hatrany amin' ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin' ny tsipika DE [1.1]
Explications en français Parallèles [1.13]
Exemples Mirazotra amin' izany, ny fanamafisana ny fandriam-pahalemana mba hitazomana ny filaminana ara-tsosialy sy ny fanajana ireo fitsipika eo amin' ny fitantanam-bola dia ho hita ihany koa. [1.384]
Vocabulaire 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/18