Entrée | 1 miray hina |
Mots élémentaires | 2 miray, 3 hina |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be of one accord [1.7] |
Explications en français |
7 être d'accord, unir ses efforts [1.8] |
Exemples |
8 Tsy dia niray hina loatra.
[2.366]
9 ary ny Mpiray Saotra, miray hina lalandava. [2.245] 10 Toa mifankatia sy miray hina ny mpiara-monina! [2.270] |
Analogues | 11 mikambana, mitambatra, mivondrona, mifanampy, mifanohana, mifanohantohan-tsy ho lavo, mifanakona, mifarimbona, misalahy, mifanao valin-tanana, iray tafasiry, iray kondokondo, iray donak' afo, iray fileovana, iray erik' andro, iray petsapetsa, iray vezovezo, izay iray vatsy iray aina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |