| Entrée | 1 iray petsapetsa |
| Mots élémentaires | 2 iray, 3 petsapetsa |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana.
6 olona iray foko. 7 olona miray tetika. [1.1] |
| Explications en anglais |
8 of the same social level; united.
[1.7] |
| Explications en français |
9 au même niveau de la société.
[1.8] |
| Exemples |
10 Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona:
[2.471]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|