|
|
|
|

Entrée (1/3)1  miraparapa
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  raparapa
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.78] [Bara] mipelipelika tsy misy filaminana
9  [1.1] Mandeha na mamindra tsy mahita izay hodiavina ka mitsapatsapa; mandeha amin' ny maizina: Maty tampoka ny jiro ka niraparapa eran' ny trano aho
Mandeha-mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokany, mandeha anjamba mitotototo, manao zavatra tsy voakendry: Niraparapa tany amiko izy taorian' ny nahavoazan-janany
Explications en anglais  10  [1.2] to grope for or at things in the dark; to stagger as one groping about.
Analogues  11  mitsapatsapa, mipapapapa, miapanapana, mipampana, mipempena

Entrée (2/3)12  miraparapa
Partie du discours  13  verbe actif
Explications en malgache  14  [1.78] [Sihanaka] dodona dia dodona

Entrée (3/3)15  miraparapà
Partie du discours  16  impératif du verbe actif miraparapa [Liste complète]
Radical  17  raparapa
Explications en anglais  18  [1.2]

Anagrammes  19  iraparapam, miraparapà, miraparapa, raparapaim

Mis à jour le 2025/08/10