Entrée miapanapana (apanapana (apana))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitotototo tsy mahita izay haleha, mivezivezy atsý sy ary na noho ny haizina na noho ny fikorontanantsalna, ka matetika mipopòka foana amin-javatra na diso amin' izay atao: Niapanapana i Jaona nivoaka ny efitrano fanadinana
Mitovy hevitra: mikorapadrapaka ~ mipapapapa ~ mipempena ~ mipepipepy ~ miraparapa ~ mitotototo foana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to go about foolishly, to stagger, to vacillate. [Richardson 1885]
Morphologie 
miapanapana
niapanapana
hiapanapana
miapanapàna
Mots composés, titres, noms 

Entrée miapanapàna (apanapana (apana))
Partie du discours impératif du verbe actif miapanapana [liste]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2012/07/19