|
|
|
|

Entrée1  mirana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miran-dava io zazavavy io
Explications en anglais  4  [1.7] happy, radiant, smiling
Explications en français  5  [1.3#442, 1.8] radieux
6  [1.3#442] content, enjoué, réveillé
7  [1.8] heureux, souriant
Exemples  8  Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [2.470]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Synonymes  13  miramirana
Analogues  14  ravoravo, miriadriaka, sariadriaka
Mots composés 

Anagrammes  17  amiran, anarim, aniram, aranim, manary, mañary, manira, manirà, mariña, marìna, marina, miaran, mirana, namari, namira, naraim, nariam, niaram, rianam

Mis à jour le 2023/10/19