Entrée miramirana (mirana)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miramiran-dava io zazavavy io
Mitovy hevitra: miriadriaka ~ ravoravo ~ sariadriaka [Rajemisa 1985]
 falifaly, ravoravo [SLP 1986]
Définition française radieux [Abinal 1888, SLP 1986]
Définition française content, enjoué, réveillé [Abinal 1888]
Dérivations 
Synonymes mirana
Exemples 
1Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie) [Abinal 1888]
2Ny tarehiny hatsatra toa miramirana ao anatin ny volony milobolobo mandrakotra ny endriny. [Rajohanesa: Kintana]
Citations 

2019/08/17