|
|
|
|

Entrée1  mirahavavy
Radical  2  rahavavy
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny vehivavy roa na maro iray tampo
Explications en anglais  5  [1.2] to be two sisters, to be sisters. If more than two are meant, the number must be expressed.
6  [1.7] who are sisters
Explications en français  7  [1.54] être soeurs (entres femmes)
8  [1.8] qui sont soeurs
Exemples  9  Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an'I Lidy si I Saonina [2.470]
10  asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any hoany na tsia. [2.472]
Vocabulaire  11  Rapports: famille
Analogues  12  mirahalahy
Toponymes 
Titres  14  Izy mirahavavy (Dox (Razakandraina Jean Verdi Salomon))
15  Izy telo mirahavavy (Andriamalala Emilson Daniel)
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot mirahavavy

Anagrammes  17  mirahavavy, vahimaravy

Mis à jour le 2023/04/08